Nampiasa CD-ROM aho dia ny olana rehefa manao umount dia
'device is busy' foana no asehony. Izany hoe mbola misy zavatra mihainohaino any ambadika any. Fanafodiny : jerena hoe amin'ny lisitry ny fichier misokatra - baiko
lsof. Ampiarahina amin'ny grep tsotsotra izy avy eo dia omeo kill izay mampihainohaino azy ao. Ohatra :
lsof | grep cdrom
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire